crise politique en caricature

[ Ajouter un commentaire ] [ Aucun commentaire ]

# Posté le samedi 02 mai 2009 03:37

crise mada2 version Rap

[ Ajouter un commentaire ] [ Aucun commentaire ]

# Posté le samedi 02 mai 2009 03:32

permis de tuer à Madagascar

Je dis NON au massacre.
[ Ajouter un commentaire ] [ Aucun commentaire ]

# Posté le samedi 25 avril 2009 12:11

Modifié le samedi 25 avril 2009 12:25

izay ratranao dia feriko


Izay ratranao dia feriko
Takaitranao no aretiko
Ka n'inon'inona hanjo
Izay lalanao no hizorako
Antsana io na tevana
Tsy ampiova na ampihemotra
Fontsika mifangia
Miala eto ka hatrary

Veloma lava irony sento tomany
Ireo nofy ratsy tsy nanambina omaly
Tsy irery intsony aho manomboka androany
Sendra ny tiako aho no sady tia ka tsy ho tana
Tsy hay vahana fa mifaningo-paka
Miantra aman'aina ka tsy foiko ho ravana
Fitiavana io fa tsy mba tady mazaka
Tsy vitan'ny hoe "Tapaho hatreo io" dia miala!
O sanatria!

Fitiavanao no mamiko
Fa mamy toy ny taniko
Vimbino tsara fa ho arovako
Raha sendra misy ny tsy to
Fitia tsy nangalarina
Ka omeo lalana izahay fa
Ela niaretana
Fa mba te-ho sambatra



merci Maevah

# Posté le jeudi 23 avril 2009 05:18

Modifié le samedi 02 mai 2009 13:57

Arovinao ny tanindrazanay

[ Ajouter un commentaire ] [ Aucun commentaire ]

# Posté le jeudi 23 avril 2009 05:11