Discussion n°1853064020 (nalaina tao am sobika.com)
blagues CAPSAT tonton be kibo, le 01 Mai ą 09:02
Ahhh zalahy!!!...
INona ihany koa ny spectacle ataon`y HAT?? defile de travelos ve dia ny CAPSAT no milalao ami`ilay izy?
Bientot, raha mbola mitohy mitondra ra-Andry dia:
1.hiverina hihinana @ vilany tany my gasy,
2.ireo parlementaire dia ho lanzaina @ filanjana miaraka @ costard jaune moutarde aby...
3. ny mpanjaitra tsy maitsy mienatra mi-coudre costard a 12 faces et non plus a 2 satria aotrany samy hamadiky tanidrazany aby olo-jiaby...ahhh zalahhyyy eeee....
4.et surtout,
polisy tsy hahavidy kiraro intsony fa hanao SANDALY; ny recrutement an'roy moa atao mamango be satira olo manana "syndrome isan-karazany" sy olo nanao prison sy manana "problemes de pulsions" aby no mahazo priorite, zay vao olo normaly.
5. ny ankizy vavy beshaka hanao makorely satria tsi hisy intsony ny moyen...
6. ny ankizy lahy moa dia lasa mpamono olo aotran`ireo PEDES mandeha 4*4 tady hamono mpiray-tanindrazana...sinon...mety ho lasa mpamaky trano koa...
7. ny cahier an`ny mpianatra mivadika ravin-kazo
8. ny papier hygienique moa dia aleo tsorina fa voatery mampiasa PAPIER VERT isika jiaby...
9. ny menaka kosa dia tsy hisy intsony fa dia mifaly @ jabora ny gasy kely,
10. ireo slip sy kilaoty dia mivadika "couches"..dia manao couches daholo izany patron be isany...y compris les ministres et deputes...
11. ireo capsat kosa dia hisy hanendy ny vodiny, ataony sasany kitozza hilerana ny kisoa miaraka @ ny vary @ anana...
12. sinon...hiverina hiborosy nify @ charbon avy isika jiaby...
13. ny courant ho tapaka dia asa angamba.... mety hiverina ampiasa bouzie na lampe a graisse aby ...
14. ny formation capsat moa avy any Tsiafahy daholo satria any ny oniversite mamango indrindra eto gasikara; camarade Kotity izao efa manana licensy en "meurtre et prise d`otage";
aza matahotra isika jiaby fa misy filiere hafa koa ao...ohatra, "licence en actes de terreurs, licence en respect du non-ethique, licence en anarchie nationale, psychologie du tueur, licence en non-maitrise des pulsions de soi"...et surtout doucle licence en "haute trahison et leche-bottisme"
mazava ho azy fa misy sampany io oniversite io aty @ faritany aty koa...ka isika jiaby interesse, miangavy an`ireto ny capsat corps non-intelligency;
No ilaina :
2 photos d`identite,
formulaire dument rempli,
frais d`inscription 100 ariary
timbre fiskaly 50 ariary
photocopie CIN
certificat dument signe d`une organisation de dahalo reconnus,
assurance rapatriement en cas de deces (rapatriement ds cerceuil en kininina ...@ sarety !!!!)
certificat fifohana JAMALY koa tena ilaina (le plus, le mieux izeny).
et surtout...
photocopie diplome CEPE!!!!
pour finir...
15. ...ny gaz moa tsa misy tsony ka voatery gazy miboaka avy @ toilette lavaka no recycle-na e..ahhh zalahy...mamango hen`omby ritran`i CAPSAT e...
engany e isika aby tso invite...